Entry | 1 tanindrazana |
Elementary words | 2 tany, razana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa |
Explanations in English |
5 [1.7] the family's ancestral land; one's home country; the fatherland |
Explanations in French |
6 [1.3] La patrie, la terre des ancêtres 7 [1.8] le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie |
Examples |
8 Manina ny tanindrazana aho izany! [2.470] 9 Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [2.472] |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word tanindrazana |
Anagrams | 18 nandrizatana, tanindrazana |
Updated on 2025/02/02 |