|
|
|
|

Entry1  avy tsy nasaina nasesiky ny razana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy
Elementary words  4  avy, tsy, asaina, asesika, razana

Updated on 2024/12/07