|
|
|
|

Entry (1/5)1  avy
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  tonga [Bara] [1.78]4  Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1#129]
Explanations in English  5  to come [1.7]
Explanations in French  6  venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3]7  arriver, venir [1.8]
Examples  8  Tsy maninona ny hoaviko! [2.270#119]
9  Aiza avy ny naman' ialahy? [2.4]
10  Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [2.5]
11  Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny [1.369]
12  Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy [2.356#41]
13  Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana [2.503#20]
Morphology 
14  Present :
15  Future :
16  Imperative :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word avy

Entry (2/5)28  avy
Part of speech  29  noun
Vocabulary  30  Health
Explanations in Malagasy  31  niavian' ny manavy, fanaviana [1.1#129]
Explanations in French  32  caprice [1.3, 1.196]33  fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3]
Morphology 
34  Simple :
Derivatives 
35  Active verbs :
36  Relative verbs :
37  Names :
38  Adjectives :

Entry (3/5)39  avy
Part of speech  40  adjective
Explanations in Malagasy  41  Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1#129]
Compound words 

Entry (4/5)43  avy
Part of speech  44  adjective
Explanations in Malagasy  45  Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1#129]

Entry (5/5)46  avy
Part of speech  47  noun
Vocabulary  48  Botany
Explanations in French  49  Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [Betsileo] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  51  avy, vay

Updated on 2023/04/12