|
|
|
|

Entry (1/3)1  manavy
Root  2  avy
Part of speech  3  adjective
Vocabulary  4  Health
Explanations in Malagasy  5  Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [1.1]
Explanations in English  6  To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [1.2]
7  slightly ill [1.7]
Explanations in French  8  être un peu malade, qui a de la fièvre [1.8]
Examples  9  Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty. [2.59#]
10  manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? [2.643#]

Entry (2/3)11  mañavy
Part of speech  12  active verb
Vocabulary  13  Emotions
Explanations in Malagasy  14  tezitra [Sihanaka] [1.78]
15  tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [Tanala] [1.78]

Entry (3/3)16  manavy
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Zoology: mammals
Explanations in Malagasy  19  anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1]
20  ramanavy [Tambahoaka] [1.78]
Explanations in English  21  a small bat [1.7]
Explanations in French  22  chauve-souris [1.54, 1.8]
Synonyms  23  ramanavy
Proverbs  24  Proverbs containing the word manavy
Article  25  Randzavola: manavy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  26  manavy, mañavy, mavany, manavy, mañavy, mavany

Updated on 2023/01/20