Entry (1/3) | 1 fanihy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ramanavy [Taimoro]
[1.78] 4 angoavy raikitra, ramanavy, kananavy [Tanala] [1.78] 5 Karazam-biby fianakavian' ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jereo manavibe) [1.1] |
Explanations in English |
6 [Mod. s. from manihy (hihy).] A bat. Probably a species of Pteropus (Prov.) [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
7 roussette [1.54] 8 rousette (Pteropus rufus) [4.22] 9 grande chauve-souris (Eidolon dupreanum) [4.22] |
Vocabulary |
10 Zoology: mammals |
Analogs | 11 manavy |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 13 fanihy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in English |
15 a bird [Sakalava]
[1.2] |
Vocabulary |
16 Zoology: birds |
Entry (3/3) | 17 fanihy |
Root | 18 hihy |
Part of speech | 19 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
20 Fomba entina manihy, manala hodi-manify 21 Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa voasana [1.1] |
Anagrams | 22 afihin, fahiny, fanihy, fiahin, fihany, fihina, hafiny, hanify, nafihi, nahifi, nifahy, nihafy |
Updated on 2023/01/20 |