|
|
|
|

Entry1  havana avy any dilambato
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy
Explanations in French  4  [1.54] parents très éloignés
Vocabulary  5  Relationships: family
Elementary words  6  havana, avy

Updated on 2024/12/26