Entry | 1 fanaviana |
Root | 2 avy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... |
Explanations in English |
5 [1.7] fever, a slight illness |
Explanations in French |
6 [1.8] fièvre bénigne |
Vocabulary |
7 Health |
Updated on 2024/12/11 |