Entry | 1 fasan-drazana |
Elementary words | 2 fasana, razana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1] |
Synonyms | 5 fasan' ny ntaolo |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word fasan-drazana |
Updated on 2023/06/11 |