|
|
|
|

Entry1  fasana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty.
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a grave, a tomb
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] tombeau, tombe
6  [1.3] caveau, mausolée
Examples  7  Ilay fasana|fasako, fasana|fasako ihany
fa ny foko dia fasana|fasako koa!
Io no fasana|fasako ivelan'ny tany,
io no fasana|fasako iray, faharoa!
]
8  Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245]
9  Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Derivatives 
12  Names :
Analogs  13  kibory
Compound words 
Titles  21  Fasana faharoa (Rabearivelo Jean-Joseph)
22  Fasana iray faharoa (Andriamalala Emilson Daniel)
23  Ilay fasan-tsakaiza tiana (Ny Avana)
Proverbs  24  Proverbs containing the word fasana
Article  25  Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
26  27  28 
29  30  31 

Anagrams  32  fanasa, fasana

Updated on 2023/06/11