|
|
|
|

Entry1  fasana aniritra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra
Elementary words  4  fasana, aniritra

Updated on 2024/12/07