|
|
|
|

Entry1  aniritra
Root  2  iritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana aniritra. [1.1]
Explanations in English  5  A temporary burial with a view to disinter the corpse and bury it again when the appropriate tomb is prepared. [1.2]
Explanations in French  6  enterré provisoirement [1.3]
Other spellings  7  anirotra
Synonyms  8  fasana aniritra
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word aniritra

Anagrams  11  aniritra, iratrany, itriaran, itrirana, nairitra, nariatry, niaritra, niriatra, nitriara, ratrainy, rianatry, triarina

Updated on 2023/01/20