|
|
|
|

Index

Proverbs : aniritra

Proverb 1Ny tompom-pasana indray no atao an-iritra. [2.415 #2231, 2.558 #3310, 2.653 #2510]
Tsy mety raha ny tompom-pasana indray no atao aniritra, na ny tompony no atao mangataka ny atiny. [2.558 #4665]
Tsy mety raha ny tompom-pasana indray no hatao aniritra. [2.415 #3879, 2.653 #3479]
French translationIl ne convient pas que le maître du tombeau soit mis dans une tombe provisoire. [2.415 #3879]
Voilà que le maître du tombeau est placé dans une tombe provisoire. [2.415 #2231]
French interpretationLe maître doit jouir de son bien. [2.415 #3879]
Se disait de celui qui n'a pas l'usage de son bien. [2.415 #2231]

Index