Entry | 1 fasana aniritra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra |
Elementary words | 4 fasana, aniritra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |