Entry | 1 faharazana |
Root | 2 razana |
Elementary words | 3 faha, razana |
Part of speech | 4 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana |
Explanations in English |
6 [1.2#146] In ancestral times |
Explanations in French |
7 [1.3#136] du temps des ancêtres |
Examples |
8 Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana. [2.113] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |