Entry | 1 fomban-drazana |
Elementary words | 2 fomba, razana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fanaon' ny Razana izay arahin' ny taranaka mifandimby, mikasika indrindra ny fotoan-dehibe eo amin' ny fiainana, toy ny raha misy taraka na manambady na maty 5 ko-drazana, rohi-drazana, farahatoka, akanjon-goaika, tandroka niaraka aman-tsofina [1.1] |
Explanations in English |
6 [razana, an ancestor.] The customs of one's ancestors. [1.2] |
Titles |
7 Tantara sy fomban-drazana ( ) 8 Tantara sy fomban-drazana Antandroy (Vorimanana Gabriel) |
Updated on 2023/06/08 |