|
|
|
|

Entry (1/2)1  fomba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiaraka mandeha, fanotrona
4  Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
5  Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
6  Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
7  Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany [1.1]
Explanations in English  8  custom, habit. [1.2]
9  a custom; a habit; the nature of a thing or of a person [1.7]
Explanations in French  10  coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne [1.8]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Analogs  13  fanao, fahazarana, sata, riba, fenitra, filatro, filamatra, fihetsehan, fihetsika, famindra.
Compound words 
Titles  21  Fomba aman-pahendrena malagasy : Kilasy faha-4 sy faha-3 (Rajemisa-Raolison Régis)
22  Fomba Antakay : (Bezanozano) (Ndema Jean)
23  Fomba Betsileo : Lovantsaina II (Rainihifina Jessé)
24  Fomba Malagasy (Cousins William Edward)
25  Fomban' anarana malagasy (Andriamanana Félix)
26  Fomban-dRazana Antemoro (Rombaka)
27  Fomban-dRazana Tsimihety (Tongasolo Patrice)
28  Ohabolana sy fomba fiteny (Ramaroson Léonard)
Proverbs  29  Proverbs containing the word fomba

Entry (2/2)30  fomba
Part of speech  31  noun
Explanations in French  32  (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  33  Botany
Synonyms  34  fombanala
Scientific name 

Updated on 2023/06/08