Entry | 1 arifomba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1][ary fomba] tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy 4 [1.13] misy kojakoja rehetra'ilaina |
Explanations in French |
5 [1.13] tout confort 6 [1.5][ary fomba] complet, qui a tout ce qu'il faut |
Elementary words | 7 ary, fomba |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |