|
|
|
|

Entry1  vako-drazana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana
Explanations in English  4  [1.7] the family jewels; folk music, folk dancing, etc
Explanations in French  5  [1.8] trĂ©sor familial; musique, danses folkloriques
6  [1.66] folklore
Examples  7  [2.528#] Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao.
8  [2.445#] Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io.
Elementary words  9  vakoka, razana
Proverbs  10  Proverbs containing the word vako-drazana

Updated on 2024/12/07