|
|
|
|

Entry1  na zovy na zovy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] na iza na iza
Explanations in English  4  [1.7] whoever
Explanations in French  5  [1.3] quiconque, qui que ce soit, n'importe qui
6  [1.8] quiconque
Examples  7  [2.366#205] Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny
8  [2.654] dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy
Elementary words  9  na, zovy
Synonyms  10  na iza na iza

Anagrams  11  na zovy na zovy, nivozavozany

Updated on 2025/01/21