|
|
|
|

Entry1  zovy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  teny enti-manontany hoe "olona iza?": zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana
4  antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1]
Explanations in English  5  who ? (challenge used by sentinels) [1.7]
Explanations in French  6  qui va là ? qui ? [1.8]
Examples  7  -- Haody haody Rasoahagohago / -- zovy izao? [2.131#55]
Derivatives 
8  Passive verbs :
Synonyms  9  iza
Compound words 
Titles  14  Zovy, 1947 (Radaody-Ralarosy René)
Tables and plates  15  All the pronouns

Anagrams  16  zovi, zovy

Updated on 2024/09/08