Entry | 1 na... aza |
Elementary words | 2 na, aza |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1] |
Synonyms | 5 na dia... aza |
Tables and plates |
6 All the adverbs |
Updated on 2023/08/02 |