|
|
|
|

Entry1  na dia ... aza
Elementary words  2  na, dia, aza
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako
Explanations in English  5  [1.2] even, though, although
6  [1.7] although
Explanations in French  7  [1.4] sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit)
8  [1.8] même si, quand même
Synonyms  9  na ... aza
Compound words 

Updated on 2024/12/10