Entry | 1 fitaizana |
Root | 2 taiza |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. 5 [1.13] asa fanabeazana |
Explanations in English |
6 [1.7] the act of nursing or caring for |
Explanations in French |
7 [1.8] action de nourrir, de soigner 8 [1.13] éducation |
Examples |
9 [2.356#] ny fitaizana ny zanakay dimy mianadahy? 10 [2.470#] na dia Ravokatra aza, mety hanampy azy betsaka amin' ny fitaizana ny ankizy. |
Vocabulary |
11 Health |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |