|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitaiza
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io
Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io.
Explanations in English  4  [1.7] to nurse, to bring up
Explanations in French  5  [1.8] nourrir, élever
Examples  6  [2.324] Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala?
Root  7  taiza
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mikarakara, mikajakaja, miahy, miraharaha, mikanonkanona, mamelona
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mitaiza

Entry (2/2)16  mitaizà
Part of speech  17  imperative of active verb mitaiza [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Root  20  taiza

Anagrams  21  itaizam, mitaizà, mitaiza

Updated on 2025/04/19