Entry | 1 manakely |
Root | 2 kely |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.107] rapetisser 6 [1.3] diminuer, amoindrir |
Examples |
7 amin’ ny masolavitra misy ilany manakely ny zavatra jerena (dans la longue-vue il y a un côté qui rapetisse les objets qu’on regarde) [1.3] 8 nanakely ny tokotaninay ny làlana vao natao (le chemin qu'on vient de faire a amoindri notre emplacement) [1.3] |
Morphology |
|
Antonyms | 13 manalehibe |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manakely |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |