|
|
|
|

Entry1  bitika
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo.
5  Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ
6  (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...) [1.1]
Explanations in English  7  diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom. [1.2]
8  diminutive, tiny; cf. kitika [1.7]
Explanations in French  9  très petit [1.3, 1.8]
10  une quantité infime, chétif [1.3]
Examples  11  Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [1.267]
12  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
13  Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [2.285]
Morphology 
14  Simple :
15  Imperative :
Synonyms  16  bititika
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word bitika

Updated on 2020/07/31