|
|
|
|

Entry1  bolitika
Root  2  bitika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Jereo bilitika
Explanations in English  5  [1.2] small, minute, extremely little. See bilitika, biritika, boritika, kitika
Examples  6  Ity farihinareo ity dia sombiny kely bolitika, fa any ambony any dia tany maina makadiry [1.251]
7  Nony ampitso dia tonga 6 ny mpianatra, vetivety foana dia tonga 16, ka feno hatreny am-baravarana ilay Sekoly, fa efitrano kely bolitika. [2.649]

Updated on 2025/02/02