Entry | 1 bolitika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Jereo bilitika |
Explanations in English |
4 [1.2] small, minute, extremely little. See bilitika, biritika, boritika, kitika |
Examples |
5 [1.251] Ity farihinareo ity dia sombiny kely bolitika, fa any ambony any dia tany maina makadiry 6 [2.649] Nony ampitso dia tonga 6 ny mpianatra, vetivety foana dia tonga 16, ka feno hatreny am-baravarana ilay Sekoly, fa efitrano kely bolitika. |
Root | 7 bitika |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |