Entry | 1 antsikely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany |
Explanations in French |
4 [1.3] Petit couteau, canif, grattoir |
Examples |
5 [2.117#] antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. 6 [2.436#] Ny antsikely fanaovana hasoavana dia tsapaina faharanitra amin' ny sofin' ny ombalahy mena efa mitrongy tany. |
Vocabulary |
7 Tools |
Elementary words | 8 antsy, kely |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word antsikely |
Anagrams | 11 antsikely, nitselika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |