|
|
|
|

Entry1  renikely
Elementary words  2  reny, kely
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny [1.1]
6  rafozam-bavy [Bezanozano] [1.78]
Examples  7  Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270#]
8  Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245#]
Synonyms  9  rinikely
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word renikely

Anagrams  14  kelireny, renikely

Updated on 2023/06/12