Entry | 1 renikely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny 4 [1.78] [Bezanozano] rafozam-bavy |
Examples |
5 [2.270#] Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. 6 [2.245#] Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. |
Vocabulary |
7 Relationships: family |
Elementary words | 8 reny, kely |
Synonyms | 9 rinikely |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word renikely |
Anagrams | 18 kelireny, kely reny, renikely |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |