|
|
|
|

Entry1  miadia
Part of speech  2  imperative of active verb miady [Full list]
Explanations in French  3  [1.3#3]
Examples  4  [2.606#] Anjaran' ny vehivavy : miadia tany, alaovy amin' ny harona, entonareo ao.
5  [2.59#] Dia ny teny indray Radama ka nanao hoe " Izany hiany no teniko, miadia fa samy lehilahy," Dia lasa Rainivoninahitriniony, ka nirehitra mafy dia mafy ny fahatezerany.
Root  6  ady

Anagrams  7  iadiam, miadia

Updated on 2025/01/21