Entry | 1 adiady |
Root | 2 ady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo |
Explanations in French |
5 [1.3#3] [duplicatif diminutif] |
Examples |
6 Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy [2.470] |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |