Entry | 1 adiady |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo |
Explanations in French |
4 [1.3#3] [duplicatif diminutif] |
Examples |
5 [2.470] Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy |
Root | 6 ady |
Anagrams | 7 adiady, adidia, diadia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |