Entry | 1 ampiadina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Asaina miady |
Examples |
4 [1.437#] Any Anatirova no ampiadina. 5 [1.437#] Rehefa kaniry ny angely vao ampiadina. 6 [2.472#] Aza mba fa zanatanin' olona lehity, fa sahala amin' ny alika ialahy, ampiadina dia miady tokoa! |
Root | 7 ady |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ampiadina |
Anagrams | 13 ampiadian, ampiadina, nampiadia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |