Entry | 1 fampiadiana |
Root | 2 ady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#22] 5 [2.445#] |
Examples |
6 Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly. [2.445#] 7 Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia. [2.643#] 8 Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany. [2.606#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/29 |