|
|
|
|

Entry1  ady ankoany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.10#A.51] (hoatra?) ady misy fifanarahana hiato kely aloha vao mikatroka indray, na dia hijanona mihitsy
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] [hoatra, measure.] War admitting of an armistice
Elementary words  5  ady, ankoany

Anagrams  6  ady ankoany, anakodiany, iandaniako, nakodianay, nidaikanao, nikadianao

Updated on 2025/01/21