|
|
|
|

Entry1  adim-piainana
Part of speech  2  relative verb
Examples  3  Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela. [2.643]
4  Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [1.210]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Elementary words  8  ady, fiainana

Updated on 2023/12/09