|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiainana
Root  2  aina
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Biology
5  Health
Explanations in Malagasy  6  Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany
7  Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany
8  Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro
9  Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1]
Explanations in English  10  life; the act of breathing [1.7]
Explanations in French  11  Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~ Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle)
12  respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3#10]
13  la vie; action de respirer [1.8]
Examples  14  Kanjo inona no navoakanao, ry fiainana? [2.296#]
15  Tsy izao anaovan' ialahy fiainana izao? [2.470#]
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Compound words 
Titles 
Proverbs  24  Proverbs containing the word fiainana
Article  25  Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)26  Fiainana
Elementary words  27  fiainana
Part of speech  28  name (book title)
Author  29  Andriamampianina Zo
Publishings  30  . Pages: 6

Anagrams  31  Fiainana, fiainana, fianiana, Fiainana, fiainana, fianiana

Updated on 2023/07/14