Entry (1/2) | 1 adiny |
Root | 2 ady |
Part of speech | 3 noun ady and pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adiny roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny |
Explanations in French |
5 [1.19] [Tankarana]
ady 6 [1.5] heure |
Examples |
7 adiny firy? (Combien d'heures?) [1.5] 8 adiny roa (Deux heures) [1.5] 9 adiny roa latsaka kely (Presque deux heures) [1.5] 10 adiny roa mahery kely (deux heures et quelque) [1.5] 11 adiny roa marina (deux heures pile) [1.5] 12 adiny roa katroka (deux heures pile) [1.5] 13 adiny roa ngarangidina (deux heures d'affilée) [1.5] 14 adiny roa misesy (deux heures d'affilée) [1.5] 15 adiny roa tsy miato (deux heures d'affilée) [1.5] 16 Antsasak' adiny (Une demi-heure) [1.5] 17 Fahefatr' adiny (Quinze minutes) [1.5] |
Vocabulary |
18 Time |
Synonyms | 19 adim-pamantaranandro, ora |
Entry (2/2) | 20 adiny |
Part of speech | 21 noun ady and pronoun |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin' ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny |
Explanations in French |
23 [1.3] Le point capital, la difficulté d'une chose, son noeud |
Anagrams | 24 |
Updated on 2025/01/21 |