Entry 1/2 |
ora
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1]
|
| Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13]
|
Explanations in English | An hour [1.2]
|
Explanations in French | Heure [1.13]
|
Examples |
1 | Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza.
[2.324]
|
2 | Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Origin | English: hour. Latin: ora.
|
Proverbs |
Article |
|
Entry 2/2 |
ora-
|
Part of speech | morphological form of orana
|
Examples |
1 | Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija
[2.415]
|
2 | Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra
[2.415]
|
|
|