Entry | 1 fiadiana |
Root | 2 ady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fifanoherana Fitaovana entina miady |
Explanations in English |
5 [1.7] the act of fighting; weapons |
Explanations in French |
6 [1.3] Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat) Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions) Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès. 7 [1.8] action de se battre; armes |
Examples |
8 Toa mitady fiadiana, hony, ianao? [2.471#] 9 Lefona ihany no fiadiana anananay. [2.472#] 10 Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana. [1.437#] |
Article |
11 Randzavola: fiadiana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |