|
|
|
|

Entry1  adirafitra
Elementary words  2  ady, rafitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1][ady rafitra] famitranana ny rafitra
5  [1.13] fanambarana singan-javatra roa na maromaro
Explanations in French  6  [1.13] assemblage, montage
Examples  7  Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra. [2.332]
Other spellings  8  adyrafitra
Compound words 

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21