Entry |
rafitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan' ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra Fomba iasana ny hazo mba hanaovana azy ho fanaka, trano...: Tsara rafitra ity latabatra ity Fikambanan' ny zavatra maro ho tenan-javatra iray: Mahatalanjona ny rafitry ny tenan' ny olombelona Fitaovana fanaovana rafitra: vankona,
raboha,
dalompy,
tsofa,
didiravina,
homamanta,
tantanana,
famoalaka,
torosy,
tandra,
fandraka (
fandradahy,
fandrabavy),
vahoho,
fively,
fively fandraka,
filamatra,
hazomahitsy,
famaky,
tsimaka,
lamisy,
rivodahy
Fomban-drafitra: am-panoa,
andahiny,
ambaviny,
barazedra,
sokitra,
torihisatra,
koronosy,
fehimbarika,
filiro,
saridiseza
[1.1]
|
Explanations in English | Carpenter's work, masonry, brickwork [1.2]
|
| Construction work, a construction; carpentry [1.7]
|
Explanations in French | Ouvrage de charpenterie, de menuiserie, de maçonnerie, de mécanique,
ajustage des pièces d'un même tout,
construction d'un ouvrage, d'une maison, d'un pont, d'une machine [1.3]
|
| Menuiserie; construction, charpente [1.8]
|
Examples | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
Morphology |
Simple : |
rafitra,
rafitro,
rafitrao,
rafiny,
rafitsika,
rafitray,
rafitrareo,
rafitr',
rafi-,
rafitry |
Prefixed : |
-drafitra,
-drafitro,
-drafitrao,
-drafiny,
-drafitsika,
-drafitray,
-drafitrareo,
-drafitr',
-drafi-,
-drafitry |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
rafitra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Manomboka: Tamin' izay, rafitra ny ady Raikitra: Rafitra ady Isambilo sy Ibalita Mikatroka... avy hatrany, ombika: Rafitra nifampitolona izy roa lahy. [1.1]
|
Explanations in English | At variance, broken out, as a quarrel [1.2]
|
Explanations in French | Qui en vient aux mains, qui entreprend un travail, qui s'y applique: Tamin' izay rafitra ny ady (Alors la bataille, la dispute commença) ~ Rafitra ady izy roa vavy (Ces deux femmes commencent à se disputer) ~ Rafitra nifamono izy roa lahy (Ces deux individus se mirent à se battre) ~ Rafitra amin' ny asa izy roa lahy (Ils travaillent tout de bon tous les deux) [1.3]
|
Examples | Rafitra tamin' ity herinandro ity ny ady amin' ny Frantsay sy ny Alemana, ary koa amin' ireo firenena anman' ny ankilany sy andaniny avy.
[2.472]
|
Compound words |
|
|