|
|
|
|

Entry1  firafitra
Root  2  rafitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady
Explanations in French  5  [1.13] organisation, structure, texture
Examples  6  Mitovy firafitra amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny. [2.445#]
7  Ny fiasa, ny firafitra ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita. [4.27#]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Compound words 

Anagrams  17  farifitra, fifaritra, firafitra, firifatra

Updated on 2023/09/09