Entry | 1 firafitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady |
Explanations in French |
4 [1.13] organisation, structure, texture |
Examples |
5 [2.445#] Mitovy firafitra amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny. 6 [4.27#] Ny fiasa, ny firafitra ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita. |
Root | 7 rafitra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 17 farifitra, fifaritra, firafitra, firifatra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |