Entry (1/2) | 1 -drafitra |
Part of speech | 2 morphological form of rafitra |
Examples |
3 Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285#137] |
Entry (2/2) | 4 drafitra |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray 7 Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy? [1.1] 8 vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana [1.13] |
Explanations in French |
9 plan, planning [1.13] |
Examples |
10 Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra. [2.508#550] |
Synonyms | 11 planina |
Compound words |
|
Anagrams | 18 -drafitra, drafitra |
Updated on 2023/10/29 |