Entry (1/2) | 1 vankona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao |
Explanations in English |
4 [1.7] a carpenter's plane; cf. rabao |
Explanations in French |
5 [1.8] rabot; cf. rabao |
Examples |
6 [2.366] Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. |
Vocabulary |
7 Tools |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 15 rabao |
Compound words |
|
Titles |
Entry (2/2) | 25 Vankona |
Subtitle | 26 Ny rafitry ny teny |
Part of speech | 27 name (book title) [Full list] |
Elementary words | 28 vankona |
Author |
29 DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire |
Publishings |
30 , 1971. Height: 22cm. Width: 14cm. Pages: 63 |
Anagrams | 31 avankon, navanko, Vankona, vankona |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |