|
|
|
|

Entry1  famankonana
Root  2  vankona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona
Explanations in French  5  [1.13] corroyage
Examples  6  [2.366#185] Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo.
7  [2.356#123] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana.
Vocabulary  8  Technology
Compound words 

Updated on 2024/12/11