Entry |
mpandrafitra
(rafitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany [1.1]
|
Explanations in English | A carpenter. [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Charpentier, menuisier. [1.8]
|
Examples |
1 | Mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy
[2.332]
|
2 | Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo.
[2.472]
|
|
Compound words |
|
Analogs |
mpandrafi-bato |
Proverbs |
Article |
|